|
Title: Lahatra Rebika View count: 35 Rating: 0 (0 ratings) Description: Aiza ianao rahavako Hamafa rano aminny tavako Sento no mameno ny fiainako Zay rakotra alahelo Fa mirotsa-dava Toa ranomasonjaza Fahoriana ny ahy Satria marary anao ny fanahy Ranomaso tena fatratra Mirotsaka mipatrapatraka Raradraraka toa oram-pahavaratra Indro sakaizam-pandriana Lay havanao รด ry tiana Ny adin-tsaina mila tsy ho zaka zakaina Indrisy ry malala Zao tokoa ve no anjara Tsy hay ialana intsony Fa efa tora-bato avy any ambony Zao tontolo izao Tsy atakaloko anao Raha voavidy koa ianao hifohazanao dia natao Betsakireo fahatsiarovana Nitoetra ka diso alahelovana Fadiranovana Mahatonga fahamoizana Toa alina ny antoandro Fa maizim-pito ny masoandro, Ry ambanilanlanitra o, Zao no lahatrAndriamanitra! Tags: lahatra, rebika, malagasy, malgache, gasy, madagascar, madagasikara, gasikara, dago, hira, vazo, kalo, Author: masombahiny |